Fitiavana tanindrazana fozaorana. Traduction en malgache de "Amour, patrie et soupe de crabes"

Par : Johary Ravaloson, Sophie Bazin
Nous vous prions de nous excuser mais rencontrons momentanément des soucis d'approvisionnement. C’est le moment de vous laisser tenter par nos livres numériques et notre offre occasion.
  • Nombre de pages400
  • FormatGrand Format
  • PrésentationRelié
  • Poids0.35 kg
  • Dimensions11,0 cm × 22,0 cm × 2,7 cm
  • ISBN979-10-90103-89-4
  • EAN9791090103894
  • Date de parution15/08/2024
  • ÉditeurDodo vole
  • Traducteur Ilaibalihy

Résumé

" Raha tsy feo io kianja io, dia sanatria ny tanàna tangorongoron-trano misy varotra fa tsy misy takalo, olona miara-monina fa tsy miray bina na aina. Fanantenana mihoatra ny rehetra izy amiko : io no anton'izao rehetra izao, fiarahana mahatsapa fa tompon'ny hoavy isika rehetra, satria ny razana iombonana tsy ampy iaraha- miaina. Nampanjavonina ilay kianja, norakofana vato dia nasiana dobo misy irony fantsitsy mitifitifi-drano irony, ravahina jiro maroloko.
Dia noraràna fefy vy. Ketoka sy rapaka sisa manodidina. " Misy an'izy telo nataoko hitolona eo. Nefa tena tsy fanalolahy na fanalovavy an-tantara izireto, tsy manaraka ny lalana nosoritina ho azireo mihitsy. I Hery, ilay zazalahy 4-mi te hikidoba ao amin'ilay dobo, angamba no mba azo hianteherana. Iza no hanampy azy amin'izany ? Asa raha renareo ny hikany te-hampitresaka ny lanitra sy ny tany. Rehefa renareo dia efa hirodana izay ny manda mampisaraka antsika.
Nouvelles de Madagascar
Nouvelles de Madagascar
Raharimanana, Jean-Pierre Haga, Alexandra Malala, Johary Ravaloson
E-book
9,99 €