Ny Zava - Miafin’ny Fihitarana
Par :Formats :
Disponible dans votre compte client Decitre ou Furet du Nord dès validation de votre commande. Le format ePub est :
- Compatible avec une lecture sur My Vivlio (smartphone, tablette, ordinateur)
- Compatible avec une lecture sur liseuses Vivlio
- Pour les liseuses autres que Vivlio, vous devez utiliser le logiciel Adobe Digital Edition. Non compatible avec la lecture sur les liseuses Kindle, Remarkable et Sony

Notre partenaire de plateforme de lecture numérique où vous retrouverez l'ensemble de vos ebooks gratuitement
Pour en savoir plus sur nos ebooks, consultez notre aide en ligne ici
- FormatePub
- ISBN8896062769
- EAN9798896062769
- Date de parution27/02/2025
- Protection num.pas de protection
- Infos supplémentairesepub
- ÉditeurDag Heward-Mills
Résumé
Ity teny fampanantenana ao amin'ny Joba 8:7 ity hoe: " Kely indrindra ny fiandohanao fa lehibe ny fiafaranao" dia maneho antsika fa ao anaty vina an'Andriamanitra ny fitomboana sy fihitaran'ny fiainanao. Tena fitahiana ny fahafahana miditra ao amin'ny tsiambaratelo izay hitondra antsika amin'ny fihitarana! Ireo zava-miafin'ny fihitarana maro be sokafin'ny mpanoratra, Dag Heward-Mills, dia mianatra isika fa ny fihitarana dia amin'ny fangirifiriana, sy ady mifanesy ary fandresena sy fanekena ny lova avy amin'Andriamanitra no ahatongavan'izany fihitarana izany.
Mianatra ihany koa isika fa afaka ny mihitatra ianao rehefa mampiasa ny tsiambaratelon'ny fihitaran'ny fisaintsainana, boky, ary fahendrena. Ny fihitarana koa dia afaky ny ho tonga aminao amin'ny sorona sy ny herin'ny tontolon'ny fahagagana. Diniho lalina ireo tsiambaratelo voatanisa ato amin'ity boky ity dia aoka hahita tombotsoa betsaka amin'ny fahamarinana mahagaga voasoratra ao ianao.