Ao anatin'ity boky tsotra ity i Dag Heward-Mills dia manome fomba fijery mazava azo ampiharina momba ny fanambadiana. Ity boky mahatalanjona ity dia ho toy ny fitaovana ilaina voaomana ho an'ny mpanolon-tsaina amin' ny mariazy sy ireo mpivady vita mariazy. Ho hitanao ato amin'ity boky ity tokoa ireo torohevitra mamelombelona sy mampientanentana mba hanatsarana ny fanambadianao.